Accueil Culture 11 Novembre : feno 102 taona ny nampitsaharana ny ady lehibe voalohany

11 Novembre : feno 102 taona ny nampitsaharana ny ady lehibe voalohany

0
11 Novembre : feno 102 taona ny nampitsaharana ny ady lehibe voalohany

102 taona androany ny naharesy ny firenena Allemand ary nampitsaharana ny ady lehibe voalohany ny taona 1918. Analin’ny ireo tanora malagasy avy amin’ny lafy valon’ny nosy niaraka tamin’ny firenena Frantsay nandray anjara tamin’ity ady lehibe ity. Nisy araka izany ny fanateram-boninkazo teny Anosy, ho fanomezam-boninahitra ireo miaramila malagasy maty tamin’izany fotoana izany.