Accueil Economie 1990 – 2010 : 193 Tapitrisa Dolara farafahakeliny no voahodikodina teto Madagasikara

1990 – 2010 : 193 Tapitrisa Dolara farafahakeliny no voahodikodina teto Madagasikara

0
1990 – 2010 : 193 Tapitrisa Dolara farafahakeliny no voahodikodina teto Madagasikara

Vola fanampiana mitentina 193 Tapitrisa Dolara farafahakeliny no voahodinkodina teto Madagasikara raha ny fanadihadiana natao ny taona 1990 hatramin’ny taona 2010, araka ny tatitra navoaky ny Banky iraisam-pirenena. Ireo mpanao Politika teo amin’ny fitondrana, ireo nanana andraikitra ambony sy ny namany no voatonona matetika tamin’izany. Izy ireo izay nanan-danja teto amin’ny firenena ary nandairan’ny kolikoly indrindra, raha io tatitra io hatrany.