Accueil 2022 février

Archives mensuelles: février 2022

Ikongo : afaka hivezivezena ny lalana miainga eo Ifanadiana hihazo an’Ikongo

0
Herinandro taorian’ny fanesorana ireo sakana toy ny fihotsahan’ny tany, fianjeran’ny hazo sy vato afaka ivezivezena ankehitriny ny lalana miainga eo Ifanadiana hihazo an’Ikongo, na eo aza ny faharatsiany. An-dalana ny famotorana, fijerena ifotony, hahafahana mamantatra ny isan’ireo tsy hita popoka, sy ireo namoy ny ainy hoy ny eo anivon’ny Zandary.

Moto : mitohy ny fanafihana sy ny fanakanan-dalana eto Antananarivo renivohitra

0
Troarian’ny zava-nitranga teny amin’ny sampanana Ambohitrimanjaka farany teo, mitohy ny fanakanana Moto eto Antananarivo renihovitr . Omaly toky ho tamin’ny 8 ora sy sasany alina raim-pianakaviana iray no lasibatry ny vely boir rond. Mpitandro filaimianana sy fiara ndandalo no nanavotra azy.

Ampanotokana : tsizarizary ny foto-drafitr’asa momba ny fahasalamana sy ny fampianarana

0
Dian-tongotra an-kilometatra maro no ataon’ireo mpianatra hamonjy sekoly , sahirana ihany koa ireo marary mila fitsaboana noho ny fahantran’ny foto-drafitr’asa ao amin’ny Kaominina Ampanotokana, Distrikan’Ambohidratrimo. Manoloana izany, miantso ireo minisitera voakasika ny tomponandraikitra any an-toerana.

Rivodoza Ana sy Batsirai : mila jerena akaiky ireo faritra mamokatra voly fanondrana

0
Hisy fahabangana lehibe ny fanondranan eto Madagasikara, raha tsy misy paik’ady apetrakin’ny fanjakana ho an’ireo faritra manokatra voly fanondrana amin’ireo faritra voakasikin’ny rivodoza Batsiray sy ANA. Isany olana ihany koa amin’ny fiatrehana ny loza toy izany ny tsy fametrahana mazava ny fitsinjaram-pahefana mahefa sy tena izy.

Vaksiny : mitondra hery fiarovana sy mampatanjaka hoy ireo nahavita

0
Ho any ireo efa nahazo taona nahavita vaksiny , mahatsiro nitombo ny hery fiarovana ny mitombo hery izy iroe rehefa nahavita vaksiny. Efa miroso amin’ny fanaovana ny « dose boost » ireo efa nahavita ny vaksiny Jonson and Jonson. Manentana hatrany ny fanaovana vaksiny ihany koa ireo mpitsabo sy ireo fikambanana misehatra amin’ny fahasalamana.