21 Janoary : andro iraisam-pirenena ho an’ny Câlin

0

Ankalazaina androany faha 21 ny volana Janoary ny andro iraisam-pirenena ho an’ny Calin. Fomba izay tsy mahazatra ny ankamaroan’ny Malagasy saingy efa miha mahazo vahana ary efa fantatry ny be sy ny maro amin’izao fotoana izao.