Accueil Société 26 Jona 2018 : Samy nanao fankalazana ny kaominina tsirairay

26 Jona 2018 : Samy nanao fankalazana ny kaominina tsirairay

0
26 Jona 2018 : Samy nanao fankalazana ny kaominina tsirairay

Mikasika izay fankalazana ny fetin’ny fahaleovantena izay hatrany, ankoatry ny filatrona teny Mahamasina sy ny fankalazana teny Iavoloha, samy nanao fankalazana avokoa ny ankamaroan’ny kaominina nanaovana fanadihadihana. Fiarahamivavaka , fanomezana hasina ireo be antitra, fanomezana lanja ny tanora, ireo amin’ny ankapobeny no nentina nanaovana ny fankalazana fanadihadihana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici