26 jona : niavaka ny fankalazana ny faha 59 taona niverenan’ny fahaleovantena

0

Niavaka ny fankalazana ny faha 59 taona niverenan’ny fahaleovan-tena ho an’ny faritra ivelan’Antananarivo renivohitra androany. Matso, fety sy fiaraha-mifaly ao anatin’ny filaminana tanteraka no hita.