Accueil Société 29 Martsa 1947 – Moramanga : tokony hamafisina ny fitiavan-tanindrazana

29 Martsa 1947 – Moramanga : tokony hamafisina ny fitiavan-tanindrazana

0
29 Martsa 1947 – Moramanga : tokony hamafisina ny fitiavan-tanindrazana

Ny famelomana ny fitiavan-tanindrazana sy ny firaisankina eo amin’ny samy Malagasy. Io no nivoitra nandritra ny fandraisam-pitenanan’ireo manamboninahitra sivily sy miaramila nandritra fanamarihana ny datin’ny 29 Martsa tany Moramanga. Namafy ny fahavonony hametraka ny tena fampandrosoana sy ny fiahiana ireo akanga sisa nanamborana any an-toerana ny filoham-pirenena.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici