Fihaonana an-dapa

0

Taorian’ny fihaonana teo amin’ny mpitarika ny antoko TIM sy ny filoha mpisolo toerana Rakotovao Rivo. Hamondrona hery ve sa inona no tanjona? Matahotra an’iza amin’ny fifidianana? Ireo no isan’ny mametra-panontaniana ny fiarahamonim-pirenena