Kaominina Jafaro – Ambovombe Androy : notambazana 2 hetsy Ariary, izay nampandany ny HVM

0

Ny ampahany amin’ny zava-nitranga tao amin’ny Kaominina Jafaro nandritra ny fifidianana ho hiloham-pirenena, ny faha 7 ny volana Novambra lasa teo no harahinao ato anatin’ity fanadihadiana manaraka ity. Ny Kaominina Jafaro izay nahitana fanambazana vola sy hala-bato goavana niainga avy any amin’ny lisi-pifidianana.