Accueil Société Ady amin’ny Coronavirus : « concentrateur d’oxygène » miisa 563 no efa tonga

Ady amin’ny Coronavirus : « concentrateur d’oxygène » miisa 563 no efa tonga

0
Ady amin’ny Coronavirus : « concentrateur d’oxygène » miisa 563 no efa tonga

Nigadona tao amin’ny seranam-piaramanidina Ivato androany marina ny fitaovana maro entina miady amin’ny valan’aretina covid-19. Fitaovana toy ny concentrateur d’oxygène sy ny masque à oxygène à haute concentration miisa 563 izany haparitaka any amin’ireo faritra maro ahitana ny tsimonkaretina coronavirus.