Accueil Société Ady amin’ny fanararaotana ara-barotra : tafapetraka ny laharana maitso 812

Ady amin’ny fanararaotana ara-barotra : tafapetraka ny laharana maitso 812

0
Ady amin’ny fanararaotana ara-barotra : tafapetraka ny laharana maitso 812

Tafapetraky ny minisiteran’ny indostria sy ny varotra ny laharana maitso 812 hanamafisana ny ady amin’ny fanararaotana ara-barotra eto Madagasikara. Azon’ny rehetra atao arak’izany ny miantso mivantana ny laharana raha misy endrika tsy fanarahan-dalàna. Mandray ny andraikiny ny minisitera aorian’izay ka miafara amin’ny fanakatonana ny tsena miampy fampandoavana lamandy hatramin’ny 50 Tapitrisa Ariary ny sazy ho an’izay tsy manara-dalàna.