Ady amin’ny fanondranana harem-pirenena : tsy ampy finiavana ny fanjakana hoy ny AVG

0

Tsy ampy finiavana ny mpitondra fanjakana, hoy ny Alliance Voary Gasy, antony tsy mahafoana ny fanondranana antsokosoko ireo harem-pirenena. Momba ny raharaha Rahaimamonjy Claudine, ny fanjakana no misakana tsy hahafahan’ny Bianco manohy ny fanadihadiana hoy ny fiarahamonim-pirenena Rohy.