Olona 3 no voasambotry Brigade Anti-piratage ka naterina teny amin’ny fampanoavana omaly noho ny fanaovana hosoka. Olona 2 hafa kosa no mbola karohina mafy amin’izao fotoana izao. Antony, voararan’ny lalàna ny fanaovana dika mitovy tsy nahazoana alalana sy ny fivarotana ny asan’ny mpanakanto.