Ady amin’ny kolikoly : hatsangana ny » agence de recouvrement des avoirs illicites »

0

Ho fanamafisana ny ady amin’ny kolikoly, ny famotsiam-bola ary ny famatsiam-bola ny asa fampihorohoroana eto Madagasikara, hatsangana ny agence des recouvrements des avoirs illicites. Hita taratra tamin’ny filankevitry ny minisitra farany teo ny fahavononan’ny fitondram-panjakana hiady amin’ny kolikoly hoy nyBianco, ny Samifin ary ny CSI io hariva io.