Ady amin’ny valan’aretina kitrotro : vonona hanampy ireo firenena avy any ivelany

0

Nanatanteraka fikaonan-doha niaraka tamin’ireo mpiaramombon’antoka ny teo anivon’ny governemanta androany tetsy amin’ny lapan’ny Praiminisitra Mhazoarivo. Fikaonandoha izay entina hanatsarana ny paik’ady iadiana amin’ny valan’aretina kitrotro.