Ady atao amin’ny doro-tanety : mila ampiarina ny lalàna

0

Voka-panadihadiana hafa indray niarahan’ny kolo tv fm sy ny agence capsule no taterina aminao anatin’ity fanadihadiana ity. Inona ny mety mahatonga ny fahabetsahan’ny doro-tanety hatrany na dia efa loza mihatra amin’ny firenena aza ny fiakaran’ny hafanana sy ny fiovaovan’ny toetry ny andro. Ny hevitry ny olontsotra sy ny mpiaro ny tontolo iainana no entina aminao ato anatin’ity fanadihadiana ity.