Afisy tsy manara-dalàna : mbola maro ireo tsy nanala izany

0

Taorian’ny fe-potoana farany nomena ireo kandidà ho solombavambahoaka hanalana ireo afisy fampielezan-keviny amin’ireo toerana voarara. Mbola maro amin’ireo kandidà hatreto no mbola tsy nanala ireo afisy amin’ireo toerana voarara ireo na eo aza ny fanentanana ataon’ireo ratsamangaikan’ny CENI eny anivon’ny Distrika.