Air Madagascar : hanao ahoana ny tohin’ny tantara ?

0

Tamin’ny hafaliana tanteraka no nanatanterahin’ny fanjakana ny fanaovan-tsonia tamin’ny Air Austral. Raha ny fanadihadiana natao anefa, kely dia kely ny tombony ho azon’i Madagasikara amin’ity fifanarahana ity.