Air Madagascar: Hiverina hiasa  ireo mpiasa efatra

0

Hiverina hiasa ireo mpiasan’ny Air Madagasikara miisa efatra naato tamin’ny asany, na misy aza ny fanakanana azy ireo. Mitaky ny fampiharana ny didim-pitsarana nivoaka hatrany ireto farany sy ny sendikan’ny Madagascar. Tsy tanteraka ankilany ny fikasana fihaonana tamin’ny tale jeneralin’ny Air Madagascar sy ireo sendika.