Accueil Société Alakamisikely: najoro tamin’ny fomba ofisialy ny Fikambanan’ny Vehivavy Malagasy Miara-Miainga

Alakamisikely: najoro tamin’ny fomba ofisialy ny Fikambanan’ny Vehivavy Malagasy Miara-Miainga

0
Alakamisikely: najoro tamin’ny fomba ofisialy ny Fikambanan’ny Vehivavy Malagasy Miara-Miainga

Najoro tamin’ny fomba ofisialy ny Fikambanan’ny Vehivavy Malagasy Miara-Miainga ao amin’ny Kaominina Alakamisikely – Arivonimamo. Tanjona ny fampandrosoana ny vehevavy sy ny manodidina azy ary ny fandraisana anjara mivantana amin’ny fampandrosoana ny Kaominina.