Alaotra : havotana ny volay vary, hisy vedette rapide hamonjena ny olona, hisokatra ny RN 44

0

Hisokatra rahampitso ny fifamoivoizana ao amin’ny RN 44 ary ny Alakamisy ho avy izao ny RN3A, havotana ny voly vary simban’ny rano ary hisy vedette rapide hamonjena ny olona mbola tavela any anaty rano. Ireo no tapaka taorian’ny fandalovan’ny Praiminisitra lehiben’ny govenremanta sy ireo minisitra 3 nanotrona azy nandritra ny fidinana ifotony notanterahina tany Alaotra.