Accueil Société Alatsinain’ny Paska : maro ireo olona mivoaka mandeha an-tongotra

Alatsinain’ny Paska : maro ireo olona mivoaka mandeha an-tongotra

0
Alatsinain’ny Paska : maro ireo olona mivoaka mandeha an-tongotra

Na dia eo aza ny fisian’ny fepetra fihibohana, maro amin’ireo olona no mbola mivoaka, mandeha an-tongotra hamangy fianakaviana sy hiantsena, amin’izao alatsinainin’ny Paska izao. Atao fanampiny, hividianana sakafo ny vola tokony atao saran-dalana raha ny nambaran’ireo olom-pirenena sendra ny mpanao gazetin’ny kolo tv.