Accueil Société Ambanin’i Manjakamiadana : trano 440 eo ho eo no tandindomin-doza

Ambanin’i Manjakamiadana : trano 440 eo ho eo no tandindomin-doza

0
Ambanin’i Manjakamiadana : trano 440 eo ho eo no tandindomin-doza

Trano manodidina ny 440 tafo ary mponina manodidina ny 2.000 no tandindin-doza eny ambanin’ ny Manjakamiadana amin’izao fotoana izao ny amin’ny mety ho fihotsahan’ny tany sy ny vato be eny an-toerana raha ny nambaran’ny BNGRC androany. Nidina ifotona nanao fanentanana ny amin’ny tokony hialan’ireo mponina eny an-toerana ny tomponandraikitra tamin’ity androany ity.