Ambanja : lavanila milanja 26 kilao no tratran’ny fokonolona

0

Mirongatra ny halatra lavanila any amin’ny distrikan’i Ambanja. Lavanila milanja 26 kilao no tra-tehaky ny fokonolona tamin’ny mpangalatra iray tany an-toerana ny alin’ny Zoma teo.