Accueil Société Ambatomena – Antsirabe II : nahazo posté avancé ho an’ny Zandarimariam-pirenena

Ambatomena – Antsirabe II : nahazo posté avancé ho an’ny Zandarimariam-pirenena

0
Ambatomena – Antsirabe II : nahazo posté avancé ho an’ny Zandarimariam-pirenena

Nahazo Posté avancé ho an’ny zandarimariam-pirenena ny tao amin’ny kaominina Ambatomena distrikan’Antsirabe faharoa. Fotodrafitrasa izay fiaraha-miasa sy fifanomezan-tanana avy amin’ny Antoko Malagasy Miara-Miainga ary ny solombavambahoaka voafidy tao Antsirabe faharoa no nahafahan’ireo vahoaka nisitraka izany.