Ambatondrazaka : vita ny asa fanamboarana ny EPP manara-penitra

0

Ankizy malagasy miisa 600 no hisitraka fampianarana ao Ambatondrazaka vokatry ny fahavitan’ny EPP manara-penitra. Isan’ny mampiakatra ny fari-pahaizan’ireo mpianatra ny fahafahana mahazo fanabeazana anaty sekoly aro-fitaovana toy izao, raha ny nambaran’ireo mpampiantra any an-toerana.