Trangam-piarahamonina. Halina tokony ho tamin’ny 9 ora, vola manodidina ny 27 Tapitrisa Ariary avy amin’ny mpivady mpanao Cash point ao Ambodivoanio Nosy be no lasan’ny Jiolahy. Noratran’izy ireo ilay mpivady hahafahana maka ny vola sy ny finday teny aminy.
Accueil Faits divers Ambodivoanio Nosy be : vola manodidina ny 27 Tapitrisa Ariary lasan’ireo jiolahy