Ambohidratrimo : nahitana grenady tamin’ny kesika

0

Nahitana grenady tamin’ny kesika teny Ambohidratrimo ny maraina teo. Ora fito taty aorian’ny fahitana izany, tsy tonga teny an -toerana ny tomponandraika izay voalaza fa nitondra ny fitaovana hanapoaka izany.