Accueil Société Ambohitsoa – Manandriana : 3 mianadahy maty, ankizy 1 naratra vokatry ny filatsahan’ny varatra

Ambohitsoa – Manandriana : 3 mianadahy maty, ankizy 1 naratra vokatry ny filatsahan’ny varatra

0
Ambohitsoa – Manandriana : 3 mianadahy maty, ankizy 1 naratra vokatry ny filatsahan’ny varatra

3 mianadahy no namoy ny ainy ary ankizy vavy 1 naratra noho ny filatsahan’ny varatra tao amin’ny fokontany Ambohitsoa, kaominina Manandriana omaly. Vehivavy  18 taona niaraka tamin’ny zandriny lahy  10 taona sy  ankizy lahy 12 taona ireo namoy ny ainy ireo.