Analakely : hanao tatitra isam-paritra ireo solombavambahoaka isan’isany

0

Nilamina amin’ny ankapobeny ny diabe niainga Analakely mialohan’ny nahatongavany teny amin’ny fitsarana avo momban’ny lalam-panorenana.