Anatihazo Isotry : tsy voafehy ny fanorenena tsy ara-dalana sy ny tsy fandriampahalemana

0

Tsy voafehin’ny tompon’andraikitra misahana ny tontolon’ny fanatsara ny tanana indrindra fa ny tontolon’ny fanadiovana sy ny fanatsarana lakandrano eo ihany koa ny fanorenana tsy ara-dalana ny eo anivon’ny tananàn’Antananarivo, tsy mahavita ny asany ny SAMVA sy ny kaominina na efa manao ny anjarany aza ny eo anivon’ny Fokontany.