Accueil Société Andilana Avaratra : mitohy ny fitrandrahana Béryl an-tsokosoko

Andilana Avaratra : mitohy ny fitrandrahana Béryl an-tsokosoko

0
Andilana Avaratra : mitohy ny fitrandrahana Béryl an-tsokosoko

Mitohy hatrany ny fitrandrahana vatosoa an-tsokosoko ao Andilana Avaratra amin’izao fotoana izao. Manoloana io, miantso ny fitondram-panjakana hijery akaiky ity raharaha ity sy handray fanapahan-kevitra ireo mpitrandraka.