Andrakaraka : mihamafy ny toe-draharaha, atahorana ny adim-poko

0

Mihamafy ny toe-draharaha any Andrakaraka Taolagnaro amin’izao fotoana izao taorian’ilay famonoana olona tany an-toerana ny faha 06 ny volana Novambra lasa teo. Atahorana hiroso amin’ny adim-poko ny mponina any an-toerana raha tsy misy ny fandraisana andraikitra ataon’ny mpitondra fanjakana .