Andramena : mbola mitohy ny fanondranana an-tsokosoko.

0

Mbola mitohy ny fanondranana an-tsokosoko ny Andramena eto amintsika amin’izao fotoana izao. Bolabola miisa 93 tao anaty Camion no sarona tany Anjazafotsy Betafo ny alatsinainy lasa teo. Ankilan’izay, minisitra iray teo amin’ny fitondrana teo aloha no voatonontonona sy voarohirohy amin’ny fanondranana an-tsokosoko Andramena.