Accueil Politique Andramena nogejaina eto Madagasikara : nankasitraka ny ezaka efa vita ny CITES

Andramena nogejaina eto Madagasikara : nankasitraka ny ezaka efa vita ny CITES

0
Andramena nogejaina eto Madagasikara : nankasitraka ny ezaka efa vita ny CITES

Taorian’ny fihaonana faha-70 ny CITES, izay notontosaina tany Sochi Rosia tamin’ny fiandohan’ity volana oktobra ity no nankasitrahana ny ezaka efa vitan’i Madagasikara amin’ny fiarovana ireo hazo sarobidy. Ezaka izay mbola mila fanatsarana hatrany

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici