Andro faran’ny fampielezan-kevitra : efa manana ny safidiny ny olompirenena

0

Efa manana ny kandidà filohampirenena hofidiana ny olompirenena amin’izao roa andro mialohan’ny fifidianana izao. Ilaina ny fanatanterahan’ny ny olompirenena tsirairay avy ny adidiny. Ny vahoaka no masy mandidy ary ny fanehoana ny safidy , marikin’ny demokratia ..