Andron’ny noely – tontolo ambanivohitra : samy nanana ny fomba nanamarihana izany

0

Samy nanana ny fomba nanamarihana ny andron’ny noely ny mponina teny amin’ny tontolo ambanivohitra. Na eo aza ny fety sy ny fihaonanana tamin’ny fianakaviana, ny asa aman-draharaha tsy azo avela raha ny fanadihadiana natao.