Andry RAJOELINA : tsy maintsy mandroso ny distrikan’Antsohihy sy ny faritra Sofia

0

Tsy maintsy mandroso ny distrikan’Antsohihy sy ny faritra Sofia iray manontolo hoy ny Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara nandritra ny fandalovany tao an-toerana. Efa vita ihany koa ny fanaovana « étude de faisabilité approfondie » ireo lalana mampifandray an’Antsohihy sy Bealalana sy ny lalana mampitohy Antsohihy sy Befandriana Avaratra.