Angon-kevitra ho fanatsarana ny lalàm-pifidianana : tafapetraka eny amin’ny Primatiora

0

Omaly maraina no napetraky ny CENI eny amin’ny lapàm-panjakana Mahazoarivo ny vokatry ny asa nataon’ilay Vaomiera fakankevitra ho fanatsarana ny lalàmpifidianana. Asa izay naharitra 2 volana sy tapany nijerena tamin’ny ambangovangony ny antsipirihin’ny lalàna mikasika ny fifidianana ho fanatsarana azy.