Ankatso : nirefodrefotra ny baomba mandatsa-dranomaso

0

Nanatanteraka fihetsiketsehana ho fitakiana ny hitohizan’ny fianarana sy ny handoavana ny vatsim-pianaran’izy ireo ny mpianatra teny anivon’ny oniversitian’Antananarivo tamin’ity androany ity. Ankilany kosa, niara-nivory tamin’ireo mpampianatra mivondrona eo anivon’ny SECES ny minisitry ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa entina hitadiavam-baha olana amin’ny famaliana ny fitakian’izy ireo.