Ankitsimpo

0

Nivahiny tao amin’ny fandaharana ankitsimpo ny zoma teo teto am kolo tv ny filoha lefitry ny ceni rakotonarivo thierry sy ny mpitarika ny vovonana jery lavitra ho an i madagasikara Rasaony pascal. Nitondrana adihevitra tao anatin’ ny fandaharana ny resabe manoloana ny vokapifidianana, Izay navoakan ny ceni omaly. Mampametra-panontaniana ny mpisehatra ihany koa ny fampiasambolan’ny eo anivon’ny ceni izay voaresaka ny zoma teo. Araho ny fanehoankevitr’ireo vahiny.