Accueil Société Ankoririka – Ambatondrazaka : zaza telo no nisy naka an-keriny

Ankoririka – Ambatondrazaka : zaza telo no nisy naka an-keriny

0
Ankoririka – Ambatondrazaka : zaza telo no nisy naka an-keriny

Zaza 03 mianadahy no nisy naka an-keriny tao Ankoririka Ambatondrazaka omaly hariva tokony ho tamin’ny 06 ora ary mbola karohina hatramin’izao. Hatreto, tsy nisy antso fitakiana vola na fitakiana zavatra hafa nataon’ireo mpaka an-keriny.