Anosibe Andrefana II : trano hazo miisa 18 kilan’ny afo

0

Trano hazo miisa 18 kilan’ny afo teny amin’ny fokontany Anosibe Andrefana II ny maraina teo. Ankizy ampirehatra afo no niadohan’izany raha ny fanazavan’ny mponina.