Accueil Société Anosimboahangy – Andranomanelatra: titre vert miisa 59 no nozaraina ho an’ireo mpisitraka

Anosimboahangy – Andranomanelatra: titre vert miisa 59 no nozaraina ho an’ireo mpisitraka

0
Anosimboahangy – Andranomanelatra: titre vert miisa 59 no nozaraina ho an’ireo mpisitraka

Nitohy tao amin’ny kaominin’Andranomanelatra, tao amin’ny fokontanin’Anosimboahangy ny fanatanterahana ny tetikasa « Titre vert », fizarana tany sy fitaovana ho an’ireo tanora misitraka ny tan-tsoroky ny fanjakana hihary eo amin’ny tontolon’ny fiompiana sy ny fambolena. « Titre vert » na bokin-tany maitso miisa 59 no nozarain’ny filohan’ny Repoblika, Andry Rajoelina omaly.