Anosizato Atsinanana : tany manan-tompo lasan’ny karana

0

Certificat juridique miisa 2 ho an’ny tany iray. Tranga eny Anosizato Atsinanana. Lasan’ny vahiny tamin’ny fomba tsy mazava ny tanin’ireo mpandova raha ny fanadihadiana natao teny an- toerana io maraina io.