ANR 24 11

0

Nanolotra kits-scolaire ho an’ny mpianatra tamin’ny fokontany maro teto an-drenivohitra i Andry Rajoelina tamin’ity androany ity. Fanehom-pitiavana, fa ihany koa ho famporisihina ny ray aman-dreny ampiana-janaka no anton’izao fanomezana izao hoy Andry Rajoelina.