Antananarivo renivohitra : hohamafisina ny fiahina ara-tsakafo

0

Miteraka fiovan’ny vidin’etana eny an-tsena ny fiovan’ny toetr’andro. Misy Araka izany ny tetikasa hapetraka ho fanatsarana ny fiahina ara-tsakafo eto Antananarivo renivohitra. Tsy ny vahaolana maika no ilaina, fa ny vahaolana maharitra hoy ny ben’ny tanànan’Antananarivo renivohitra.