Antananarivo Renivohitra : mihena ny tahan’ny asa ratsy

0

Taorian’ny fanapahan-kevitra noraisin’ny filohan’ny repoblika sy ny paikady napetrak’ireo tomponandraikitra isan-tokony, nihena ny tahan’ny asa ratsy eto Antananarivo renivohitra sy ny manodidina raha ny fanadihadiana natao. Na izany aza, mbola maro ireo tranga miseho eny anivon’ny fiarahamonina ka angatahana ny fiaraha-miasa amin’ny rehetra.