Accueil Société Antananarivo renivohitra : nitondra fanazavana manoloana ny raharaha « taxi »

Antananarivo renivohitra : nitondra fanazavana manoloana ny raharaha « taxi »

0
Antananarivo renivohitra : nitondra fanazavana manoloana ny raharaha « taxi »

Taorian’ny fanehoan-kevitra nataon’ireo fikambanan’ny TAXI eto Antananarivo Renivohitra, izay nilaza fa misy ny Antsojay sy tsindry ary fivadihan’ny kaominina antananarivo renivohitra tamin’ny teny nifanarahana, namoaka fanambarana ity farany ary nitondra fanazavana mahakasika ny fandaminana rehetra manoloana izany.