Antananarivo Renivohitra : nohatevenina ny isan’ny mpitandro filaminana

0

Amin’izao ankatoky ny fetin’ny fahaleovan-tena izao, nohatevenina ny fiambenana sy ny fiarovana ny tanàna na andro na alina. Halina, nisy ny fidinana ifotony nataon’ireo minisitra tomponandraikitra nijery ny fomba fiasa, ny olana mety hitranga sy ny fanatsarana tokony hatao.